| Teny iditra | 1 Rainianjanoro |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Voambolana | 3 Tantara: olona 4 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
5 Fampandrian-tany sy tantara maro samy hafa 6 Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra 7 Tantaran' i tompokovavy Ratavy, vadin' Ingahy Rainianjanoro 8 Tantaran' ny Vazimba mainty : Ny Mpanjakan'ny Vazimba tao Isoro 9 Tantaran' ny Voaramasiaka dia ny mainty enin-dreny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|