Teny iditra |
rainiolona
(ray, olona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | artillerymen [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | les artilleurs [Abinal 1888]
|
Voambolana |
Ohatra | Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [Andraina: Mitaraina, takila 133]
|
|
Teny iditra |
rainiolona
(ray, olona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana anglisy | The elders of a tribe or town, the chief tribe [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | [ rain' ny olona ] les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [Abinal 1888]
|
Ohatra | Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [Callet: Tantara]
|
|