Teny iditra (1/2) | 1 rainiolona |
Singan-teny | 2 ray, olona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] artillerymen |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] les artilleurs |
Ohatra |
7 Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [2.472] |
Voambolana |
8 Miaramila |
Teny iditra (2/2) | 9 rainiolona |
Singan-teny | 10 ray, olona |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] The elders of a tribe or town, the chief tribe |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3][rain' ny olona] les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne |
Ohatra |
14 Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [2.48] |
Fivaditsoratra | 15 nioloranay, rainiolona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |