|
|
|
|

Teny iditra1  rain-janaka
Singan-teny  2  ray, zanaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza vady tsy ara-dalàna na sakaiza fotsiny niterahana zaza
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  6  nanajarika, rain-janaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21