|
|
|
|

Teny iditra1  rairain-drihana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo lavalava fanao lafidrihana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the beams of a flooring.
5  [1.7] (rairaindrihana) joists that support a floor; a support under the bottom
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#502] les poutrelles qui supportent le plancher
7  [1.8] (rairaindrihana) solive; support
Ohatra  8  [2.470] Hisy hanaovany hazo fisaka sy rairaindrihana ny vatany sy ny hanalalahany io tranony ankehitriny io.
Singan-teny  9  rairay, rihana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07