Teny iditra | 1 raisina |
Fototeny | 2 ray |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be received, to be accepted, to take. 6 [1.7] to be received, to be taken |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on reçoit, qu'on prend |
Ohatra |
8 alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny raisina io |
Fivaditsoratra | 15 anisira, arisany, asariny, iraisan, isarany, isarian, isirana, niraisa, nisaria, raisina, rasainy, sarinay, siraina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |