Teny iditra Rajaonarivelo Auguste
Singan-teny Rajaonarivelo ; Auguste
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre) [3.1]
 Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [2.314]
Voambolana 
Asa navoany Afon' Antongona 1959
Angolangolan' ny Tanora
Antananarivo miantsena 1958/02/27
Bina 1933
Havesatry ny harena
Robin' Ikamadonto

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20