Teny iditra | 1 Rajaonary |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Rajaonary (1850-1902) [3.1] |
Ohatra |
4 Rehefa tonga ny fotoana dia natao ny hira : "Misaora an' ny Zanahary", nikambanan' ny be sy ny maro, dia nitarim-pivavahana Rajaonary, Mpitandrina. [2.649#1880/01/03] |
Voambolana |
5 Haisoratra: mpanoratra |
Asa navoany |
6 1880 Ny Abidin' ny toaka |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/24 |