Teny iditra | ramanavy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tovy hevitra | manavy | |
Mpanahaka | fanihy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ramanavy io | |
Fivaditsoratra | manariva, ramanavy, Ramavany |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |