|
|
|
|

Teny iditra1  Ramatoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo
4  Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena
5  Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa
6  Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina [1.1]
Ohatra  7  Tapitry ny mpila ve ramatoa? [2.131]
8  Fa raha ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [2.324]
Voambolana  9  Teny fanajana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny Ramatoa io

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25