|
|
|
|

Teny iditra1  rambaramba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the rough wooden carriage used in dragging stones. [1.2]
Voambolana  5  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12