Teny iditra | 1 rambasana |
Fototeny | 2 ramby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Samborina tampoka ary an-keriny amin' ny nify: Norambasan' ny alika ny vody pataloan' Ibalita |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny rambasana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |