Teny iditra rambiazina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-javamaniry madinika izay manipofona ny raviny rehefa kosokosehina, fanao tambavy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a sweet-scented shrub used as a disinfectant. Stenocline incana (?) Baker. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Stenocline incana
Ohatra Ny rambiazina no mamerovero an-tanety
ny tongolo no manitra voasary
[Fox: Hainteny, laharana 3, 221]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31