Teny iditra ramiary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [Rajemisa 1985]
 karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy the thorn apple. Datura alba. Nees. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay datura stramonium [SLP 1986]
 voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141 [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Datura alba, Datura stramonium

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/02