|
|
|
|

Teny iditra1  ramiary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium)
4  [1.13] karazan-javamaniry fanamboarana fanafody
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the thorn apple. Datura alba. Nees.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] datura stramonium
7  [1.196] voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  9  ariarim, ariraim, iariram, irariam, miarira, miraria, ramiary, ramiria

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02