Teny iditra Ranandria
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria [Rajemisa 1985]
  [Tanosy] tompokolahy [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] A word for raondriana [Richardson 1885]
Voambolana 

2013/06/06