Teny iditra Ranandria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria [1.1]
  [Tanosy] Tompokolahy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A word for raondriana [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31