|
|
|
|

Teny iditra1  randranina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  randrana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] to be plaited, to be twisted.
11  [1.7] to tie braided
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#506] qu'on entrelace, qu'on dispose habilement
13  [1.8] qu'on tresse
Ohatra  14  [2.48] randranina madinika ny volo ny reninjaza;
15  [1.437#] Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara.

Fivaditsoratra  16  irandranan, nandrarany, nandrarian, nandriaran, nandrirana, narandrany, nirandrana, randranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10