Teny iditra | 1 randrankiary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Betsileo]
Randram-bolo betsileo toa mihodidina manodidina ny loba toy ny fefy na valamanodidina |
Voambolana |
4 Fandram-bolo |
Singan-teny | 5 randrana, kiary |
Tovy hevitra | 6 kiary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |