|
|
|
|

Teny iditra 1  Randriamananjara Edmond
Singan-teny  2 Randriamananjara, 3 Edmond
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Randja Zanamihoatra: Edmond Randriamananjara no tena anarany. Teraka tao Vatovory (Ambositra) tamin' ny 29 mey 1925. Nianatra tao amin' ny Ecole Benjamin Escande. Nanomboka nanoratra tamin' ny 1944.
6 Ireto avy ny gazety namoahany ny tononkalony: Fandrosoam-baovao, Asa vadi-drano, Mandroso, Malagasy Vaovao ... ary efa namoaka bokim-poezy kely maro mpitia koa izy : Ary nihira aho, Ako sy feo, Ny lehilahy, Ny vehivavy.
7 Nahazo ny loka voalohany tamin' ny fifaninanana poezy nampanaovin' ny Conseil Municipal-n ' Antananarivo tamin' ny 1958 noho ilay asa sorany mitondra ny lohateny hoe: Tandindona sy Ra. [2.342]

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06