|
|
|
|

Teny iditra1  rangotina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ratraina amin' ny hoho: Norangotin' ny saka ny zanako
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] to be scratched
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on égratigne
Fototeny  6  rangotra
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  irongatan, nirongata, norangita, rangotina, toringana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21