Teny iditra (1/7) | 1 rangy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahia, kaozatra, kangoaza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] lean, thin. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#507, 1.196] maigre, décharné |
Tovy hevitra | 6 rangirangy |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/7) | 8 rangy |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana |
Teny iditra (3/7) | 11 rangy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.196] Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet. Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac). |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (4/7) | 16 rangy |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro |
Voambolana |
19 Haibiby: trondro |
Teny iditra (5/7) | 20 rangy |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Anaran-kazo mafy izaitsizy |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] a hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles. |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.196] Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes. Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae). Voir aussi rangifotsy. |
Voambolana |
25 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (6/7) | 27 rangy |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.196] Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives. Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh). [Merina]
|
Voambolana |
30 Haizavamaniry: hazo |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (7/7) | 35 rangy |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.196] Nom des Cyperaceae les plus grossières. Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc. |
Voambolana |
38 Haizavamaniry: hazo |
Fivaditsoratra | 39 rangi, rangy, ringa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |