Teny iditra ranjalia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Akondro mavokely [1.78]
 Karazan' akondro madini-boa (mbola madinika indray noho ny mavokely) mamy sy matsiro [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31