|
|
|
|

Teny iditra1  rano an-tsofimbasy
Singan-teny  2  rano, sofimbasy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  rano pitiny kely, enti-milaza koa zavatra kely tsinontsinona [1.1]
Tovy hevitra  5  rano an-kitsak' akoho

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16