Teny iditra rano an-dravina (rano, ravina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mihovitrovitry ny tebiteby sy ny tahotra (toy ny rano atao amin' ny ravina mihararetra) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31