Teny iditra rano an-takotra
Singan-teny rano ; takotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rano atao ao anaty takobilany ka atoraka eny amin' ny lanitra mba hanohanana ny havandra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01