|
|
|
|

Teny iditra1  rano an-tami-bato
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] rano mitsika mivoaka amin' ny vatolampy ka raha jerena toa betsaka aoka izany, nefa raha raofina, tsy ahazoana firy
Singan-teny  4  rano, tamika, vato

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07