Teny iditra rano an-tami-bato
Singan-teny rano ; tamika ; vato
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rano mitsika mivoaka amin' ny vatolampy ka raha jerena toa betsaka aoka izany, nefa raha raofina, tsy ahazoana firy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28