|
|
|
|

Teny iditra1  ranofotsiny
Singan-teny  2  rano, fotsiny
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] only, just, exclusively
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] seulement, uniquement
Ohatra  7  fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny! [2.471]
8  Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28