Teny iditra | rano mahery | ||||
Singan-teny | rano ; mahery | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | A) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy Rano maria, rano mena Hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery B) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ; [1.196] | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | ranomahery | ||||
Singan-teny | rano ; mahery | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Asidra [1.78] | ||||
Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana [1.1] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | Vitriol [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc. [1.196] | ||||
Voambolana | Simia | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |