Teny iditra ranomandry (rano, andry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
¶ Fomban-domano misosa
¶ Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ rano mandry ] A thin film found on water
¶ a word used for ice
¶ a mode of carrying palanquin. [Richardson 1885]
 ice [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay glace [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 49]

Teny iditra Ranomandry (rano, andry)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany rano, mandry, andry

2013/04/04