|
|
|
|

Teny iditra1  ranomanitra
Singan-teny  2  rano, manitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][rano manitra] Eau-de-Cologne or any other scent.
6  [1.7] perfume, toilet water
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] parfum
8  [1.196] eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce
Ohatra  9  Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy. [2.4]
10  Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
11  Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28