Teny iditra (1/2) | 1 ranomaso |
Singan-teny | 2 rano, maso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Tears. [Mal. Ayer mata.] 6 [1.7] tears |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] larmes 8 [1.405] [Sakalava-Mayotte] larme |
Ohatra |
9 [2.324] Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. |
Voambolana |
10 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 tomany, tany |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny ranomaso io |
Teny iditra (2/2) | 39 ranomaso |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
41 [1.78] [Taisaka]
vola fampiononana amin'ny fahoriana 42 [1.78] [Sihanaka] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso |
Fivaditsoratra | 43 amosoran, anosoram, manorosa, manosora, namosora, ranomaso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |