Teny iditra ranomaso teren-tsetroka
Singan-teny ranomaso ; terena ; setroka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy tena alahelo fa vokatry ny zavatra hafa no itomaniana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16