| Teny iditra | 1 ranombary tsy masaka |
| Singan-teny | 2 rano, 3 vary, 4 tsy, 5 masaka |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko
[1.1] |
| Mpanahaka | 8 faodranomaso, 9 kofehy, 10 rambondamba, 11 solontsosoa, 12 zaralevenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|