Teny iditra | ranombatsy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Songo, voalohandronono amin'ny tera-bao [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Colostrum, premier lait d'une accouchée [1.13] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | ranom-batsy | ||
Singan-teny | rano ; vatsy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | Gravies, sauces, buttermilk, etc., taken as condiments with the lunch on a journey. [1.2] | ||
Fivaditsoratra | antsambory, ranombatsy, sinambotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |