Teny iditra (1/2) | 1 ranombatsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] songo, voalohandronono amin'ny tera-bao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] colostrum, premier lait d'une accouchée |
Voambolana |
5 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 ranom-batsy |
Singan-teny | 8 rano, vatsy |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] Gravies, sauces, buttermilk, etc., taken as condiments with the lunch on a journey. |
Fivaditsoratra | 11 antsambori, antsambory, nasambotry, nisambotra, ranombatsy, ranom-batsy, sinambotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |