Teny iditra | 1 ranombavaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2][ranom-bavaka] A blessing given to those who are going on a journey. |
Voambolana |
5 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 6 rano, vavaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |