|
|
|
|

Teny iditra1  ranom-pototra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#386] ny faikafaikany sisa avy amin' ny fanasitiliana ny ranom-pary voalohany izay mbola afangaro indray amin' ny ranom-pary hositilina fanindroany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#191] résidu du vesou après une premiàre distillation, qu'on mêle à une seconde distillation
Singan-teny  5  rano, fototra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26