|
|
|
|

Teny iditra1  ranonando
Singan-teny  2  rano, ando
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra
5  [1.1][ranon' ando] rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.13] la rosée
Ohatra  7  [2.470] Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
8  [2.472] Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny ranonando io

Fivaditsoratra  11  anandrono, anondrano, anondroan, nandoroan, nanondroa, ranonando

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21