Teny iditra | ranondoha (rano, loha) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany [Rajemisa 1985] | |
rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka [SLP 1986] | ||
Fandikana anglisy | [ ranon-doha ] The show before birth. [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | liquide amniotique [SLP 1986] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |