|
|
|
|

Teny iditra1  ranondoha
Singan-teny  2  rano, loha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany
5  [1.13] rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2][ranon-doha] The show before birth.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] liquide amniotique
Voambolana  8  Haiaina

Fivaditsoratra  9  androhona, handoroan, hanondroa, nodarohan, ranondoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24