Teny iditra | 1 ranon-dolana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany 4 [1.13] rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] eaux usées |
Ohatra |
6 [2.470#] Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. |
Singan-teny | 7 rano, lolana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |