Teny iditra (1/2) | 1 ranovelona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana |
Singan-teny | 4 rano, velona |
Teny iditra (2/2) | 5 rano velona |
Sokajin-teny | 6 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation |
Singan-teny | 9 rano, velona |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny rano velona io |
Fivaditsoratra | 11 rano velona, ranovelona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/24 |
![]() |