|
|
|
|

Teny iditra1  ranovoahasina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany
Voambolana  4  Fivavahana, finoana
Singan-teny  5  rano, voahasina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07