|
|
|
|

Teny iditra1  ranovoahasina
Singan-teny  2  rano, voahasina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany
Voambolana  5  Fivavahana, finoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20