|
|
|
|

Teny iditra1  rantsam-batana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ny tanana roa sy ny tongotra roa izay toa misampana avy amin' ny vatana
4  [1.13] tongotra aman-tanana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] membres
6  [1.5] membre (du corps)
Voambolana  7  Haiaina
Singan-teny  8  rantsana, vatana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07