|
|
|
|

Teny iditra1  rantsam-batana
Singan-teny  2  rantsana, vatana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana ilazana ny tanana roa sy ny tongotra roa izay toa misampana avy amin' ny vatana
5  [1.13] tongotra aman-tanana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] membres
7  [1.5] membre (du corps)
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13