|
|
|
|

Teny iditra1  rantsan-tongotra
Singan-teny  2  rantsana, tongotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][rantsantongotra] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana
[rantsantongotra] Ireo rantsana folo amin' ny tongotra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] the toes
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.4.fr#575] orteil
7  [1.8] les doigts du pied
Voambolana  8  Haiaina
Mpanahaka  9  rantsantanana
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12