Teny iditra | 1 rantsana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] 5 [1.7] a branch |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13] branche 7 [1.196] branche d'un arbre |
Ohatra |
8 fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao. [1.357] 9 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny rantsana io |
Lahatsoratra |
28 Randzavola: rantsana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 29 rantsana, santaran, satranan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |